MediaWiki:Nonefound/mg

From translatewiki.net

Fanamarihana: ny mahatonga ny fikarohana tsy hahita vokany matetika dia ny fampiasanao teny miasa matetika toy ny "izay" sy ny "tsy", na ny fanomezanao teny mihoatra ny iray (ny pejy ahitana ny teny rehetra hokarohina ihany no miseho amin'ny vokatry ny karoka).